|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manantona
Fototeny  2hantona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampikirazorazo, mampikiraviravy: Manantona fanaovan-jiro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to hang, to suspend. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6suspendre, accrocher. [1.8]
Ohatra  7 manantona an-drainy Saonina ary miantsampitsampy amin' ny sandriny toy ny fanaony. [2.470#]
8 Dia manantona eo avokoa izy rehetra manodidina ny fatana ka miaraka mihinana ity hanimay ity. [1.353#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13 manantòna
Fototeny  14hantona
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 manantona, manantòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02