|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manano sarotra |
| Singan-teny | 2manano, 3sarotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5maka sarotra, misahirana; sahirana erý.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be in a difficult position; to be difficult to do.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7être dans une position difficile; être difficile à accomplir.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany
[2.4]
9 Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy. [2.470] |
| Tsipelina hafa | 10mananosarotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|