|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manangan-jaza |
| Singan-teny | 2manangana, 3zaza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena.
[1.1] |
| Ohatra |
6 ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky
[2.48]
|
| Tohi-kevitra | 7manalan-jaza, manary zaza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|