|
|
|
|

Teny iditra1 manamy trano
Singan-teny  2manamy, 3trano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5to dig through the wall of a house; to break in. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6entrer par effraction. [1.8]
Ohatra  7 Misy manamy trano nony maizina [2.996]
8 Nisy jiolahy nanamy trano, hono, halina [1.1]
9 Ny manamy trano na andro na alina, dia ataoko mahafaty [2.48]

Fivaditsoratra  10 manamy trano, 11 trañonamamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12