|
|
|
|

Teny iditra1 manamongomongo
Fototeny  2mongomongo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4mikisoka [1.1]
Ohatra  5 Tsy fantany fa hianao no Andriamanitray, dia hianao izay manamongomongo ny tafika hatramin'ny voalohany, sy manana anarana hoe Tompo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11