|
|
|
|

Teny iditra1 manalokaloka
Fototeny  2lokaloka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 manalokaloka azy ny hazo lota; [2.996]
5 Injao manalokaloka ao ny tafon-trano am-polony mambomba torimason'olon-tsotra! [2.944]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 manalokaloka, 10 manolakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29