|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manalalaka |
| Fototeny | 2lalaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana.
5Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay. 6Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra. 7Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8is used in Imerina for mandalaka.
[1.2] 9to make wide, to make roomy. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10desserrer, élargir, rendre spacieux.
[1.3, 1.8] 11espacer, mettre à l'aise. [1.3] |
| Ohatra |
12 Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|