|
|
|
|

Teny iditra1 manala baraka
Singan-teny  2manala, 3baka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manala ny voninahitr' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to disgrace, to dishonour, to put to shame.. [1.2]
7to put to shame, to dishonor. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8déshonorer, diffamer, insulter. [1.3]
9déshonorer. [1.8]
Ohatra  10 Ndeha hidodododo hankany amin' ilay mpampianatra izy hoteneniny, hono, fa manalabaraka azy loatra. [2.499#]

Fivaditsoratra  11 analam-baraka, 12 manala baraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12