|
|
|
|

Teny iditra1 manala andro
Singan-teny  2manala, 3andro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manao zavatra mba handaniana andro ka tsy hahatsiarovana ny fahelan; manao kilalao na resaka mahavery dia mba handaniana ny fotoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to waste one's time, to spend one's days in play, to play.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7passer le temps, tuer le temps, se distraire. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12