|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manakona
Fototeny  2takona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro.
5Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao.
6Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to conceal, to cover. [1.2, 1.7]
8to hide; to shadow, to stand in the light of one.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9cacher, couvrir. [1.3#654, 1.8]
10faire ombre en arrêtant la lumière. [1.3#654]
Ohatra  11 nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69#]
12 Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)17 manakòna
Fototeny  18takona
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  20 manakòna, manakona, 21 manankoa, 22 manokàna, manokana, 23 manonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03