|
|
|
|
Teny iditra
1
manakivazivazy
Fototeny
2
kivazi
va
zy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mihomehy (olona), mamazivazy, mamosobosotra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manakivazivazy
6
Ny lasa :
nanakivazivazy
7
Ny hoavy :
hanakivazivazy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12