|
|
|
|

Teny iditra1 kivazivazy
Fototeny  2vazivazy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5joking, horseplay. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Plaisanterie, négligence, manque de respect. [1.3#341]
7plaisanterie familière. [1.8]
Ohatra  8 kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472#241]
9 Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19