|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manakambina
Fototeny  2sakambina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manodidina na mamihina amin' ny sandrintanana ny valahan' ny olona miara-mamindra amin' ny tena. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 manakambìna
Fototeny  10sakambina
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakambina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 manakambìna, manakambina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02