|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaisotra |
| Fototeny | 2aisotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] 4to remove, to clear off. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5enlever, ôter.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Tsy ho azonay hatao intsony ny manaisotra ato aminay ny fakan 'ny fialonana.
[2.356#]
7 Ary raha te-hanaisotra izy, manaisotra raha misy tsy tiany, fa ananany ny tany izany sy mahandriana azy. [2.366#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11manaisotra andro |
| Fivaditsoratra | 12 amotsirana, 13 manaisotra, 14 matirosana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|