|
|
|
|

Teny iditra1 manaingoka
Fototeny  2tsaingoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitomboka amin' ny vava: Manaingoka voantseva ny boloky.
5Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nanaingoka ilay anjara mofomamin-janako. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10mitsaingoka
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02