|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaingina |
| Fototeny | 2taingina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy.
5Manone amboniny (amin' ny fanongonam-barotra). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to place upon or astride something.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7mettre à califourchon sur quelque chose, poser dessus.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin' ny soroky ny olona
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|