|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manahoana |
| Singan-teny | 2manao, 3ahoana |
| Sokajin-teny | 4 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò.
6Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto. [1.1#580] |
| Ohatra |
7 manahoana ny havany?... manahoana ny taniny?... manahoana ny fasany? manahoana ny ankiziny?... manahoana ny tompony?...
[1.318]
|
| Teny iditra (2/2) | 8 manahoana |
| Fototeny | 9ahoana |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy.
[1.1#580] |
| Fivaditsoratra | 12 hamoanana, 13 mahanoana, 14 manahoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|