|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manafongotra |
| Fototeny | 2fongotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io.
5Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta. 6Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11mamongotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|