|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manafin-tavy |
| Singan-teny | 2manafina, 3tavy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny biby ompiana izay tsy dia hita ho matavy ety ivelany, fa rehefa rasaina vao hita.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|