|
|
|
|

Teny iditra1 manafika
Fototeny  2tafika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to invade or attack with a military force. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6faire la guerre, envahir un pays. [1.8]
Ohatra  7 Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528#]
8 Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Voambolana  13 Miaramila

Fivaditsoratra  14 fanamika, 15 fanimaka, 16 mainka fa, 17 mañafaky, 18 manafika, 19 mankafay, 20 mifanaka, 21 mikafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12