|
|
|
|

Teny iditra1 manabohamaty
Singan-teny  2manana, 3bohaka, 4maty
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Mpanahaka  10 manantyvoina, 11 manaoanjolofo, 12 manaomosalahy, 13 manaovyvery, 14 manehadoza, 15 mankahadoza, 16 milafaty, 17 milavoina, 18 mitonotena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31