|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manabaka
Fototeny  2baka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampihataka ho toy ny V. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5is used in Imerina for mambaka.. [Merina] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Rendre divergent, mettre en V. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11mambaka

Teny iditra (2/3)12 manabaka
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14manosotra. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)15 manabakà
Fototeny  16baka
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabaka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  18 akambana, 19 ambakana, 20 manabakà, manabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05