|
|
|
|

Teny iditra1 mampoelana andro
Singan-teny  2mampoelana, 3andro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy miasa isan' andro misesy fa mandingandingana (tsy amin' ny asa ihany anefa no ilazana izany fa amin' izay rehetra tsy misesy isan' andro, toy ny akoho manatody, ny tazo mamely...). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12