|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampisara-nono |
| Singan-teny | 2mampisaraka, 3nono |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to wean.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6sevrer.
[3.1] |
| Ohatra |
7 Ireo reny sasany dia mampisara-nono ny zanany aloha loatra satria mihevitra izy ireo fa tsy tsara ho an'ny zanany ny nonony, na tsy manome ronono ampy ny nonony.
[2.424#107]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|