|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mampiodina
Fototeny  2odina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4faire révolter. [1.3#457]
Ohatra  5 mampiodina ny vahoaka izy, aeliny eran' i Jodea manontolo ny fampianarany, dia hatrany Galilea izay nanombohany ka hatraty. [2.996#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10manodina

Teny iditra (2/2)11 mampiona
Fototeny  12odina
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampiodina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#457]
Tovy hevitra  14manodina, manodìna, manodina

Fivaditsoratra  15 mampiodina, mampiodìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05