|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampihanta |
| Fototeny | 2hanta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to spoil or indulge a child.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5gâter un enfant.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra?
[2.314#]
7 Tena tia anay Maman, toy ny reny niteraka, mampihanta loatra aza indraindray. [2.356#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11mampihanta zanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|