|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampifoha |
| Fototeny | 2foha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 ary izy roa dia samy entiko mampifoha ny sainareo mahitsy hitadidy tsara
[2.996#]
5 Nihabetsaka ny fiarakodia nandalo ary nihamaro olona ny zaridaina, ka izay no nampifoha ahy. 6 ny tenin' ny Bara hoe mamadika dia mitovy amin'ny hoe mampifoha ny mihohoka [1.353#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 mampifoha, 11 mampihafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|