|
|
|
|

Teny iditra1 mampanembona
Fototeny  2embona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 Tonon-taona mampanembona ny ambanivohitry ny tena! [1.228]
5 ry ali-mampisaona, mampanembona ny foko, Ora firy, sa ho taona, vao hangina ny toloko? [1.247]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12