|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampandositra |
| Fototeny | 2lositra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Anankiray tamin' ireo nampandositra ny mponina tao Gata
[1.38]
5 Tsy mampandositra azy ny zana-tsipika; ataony ho toy ny vodivary ny vaton' antsamotady. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|