|
|
|
|

Teny iditra1 mampanahy
Fototeny  2fanahy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy haharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4]
5 Tsy mampanahy anay anefa izany, matoky ny tetik' ady sy ny fahaizan-dRamora izahay. [2.472]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 mampanahy, 11 mampihana, 12 manampiha, 13 mpanahamy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02