|
|
|
|

Teny iditra1 mamono voalavo
Singan-teny  2mamono, 3voalavo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5alohan' ny fampinomam-be, dia manao latsa-bato ny isan-tanàna na isam-paritany mba hanadiovana azy amin' ny mpamosavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to administer the tangena ordeal. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7faire boire le tanguin pour se débarrasser des sorciers. [1.3#843]
8Tuer les rats: cette expression signifiait : mettre à mort les sorciers par l'épreuve du tanguin ou poison ; on faisait boire le tanguin à ceux qui étaient soupçonnés de sorcellerie ; les Malgaches donnaient aux sorciers le nom de rats ; on employait aussi l'expression pour dire la cruauté.. [2.415#150]

Fivaditsoratra  9 mamono voalavo, 10 olona mavomavo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12