|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamono dia |
| Singan-teny | 2mamono, 3dia |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
51) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina.
62) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to get into step.
8See vono dia. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9changer le pas, prendre le pas.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|