|
|
|
|

Teny iditra1 mamola-bady
Singan-teny  2mamolaka, 3vady
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manao fitondram-bady henjana mba hahatonga azy ho fatra-panda. [1.1#573]
Fanazavàna teny frantsay  6rendre son épouse obéissante, souple. [1.3#182]
7Ce mari dompte sa femme, il la rend souple et obéissante. [2.415#1292]

Fivaditsoratra  8 Madiolamba, 9 mamola-bady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12