|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mamoina
Fototeny  2mamo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza io. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9 mamoina
Fototeny  10foina
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona). [1.1]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)17 mamoinà
Fototeny  18foina
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  20 mamoañy, 21 mamoinà, mamoina, 22 mimaonà, mimaona, 23 miomàna, miomana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03