|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamoha angatra |
| Singan-teny | 2mamoha, 3angatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manao ireo fombafomba maro noheverin' ny Ntaolo ary mbola heverin' ny sasany ankehitriny koa ho afaka hampiteny ny angatry ny maty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6évoquer les esprits.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|