|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamiratra
Fototeny  2firatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5To shine, to give light.. [1.2]
Ohatra  6 Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava. [1.437#]
7 Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Tovy hevitra  11mamirapiratra

Teny iditra (2/2)12 mamiratra
Fototeny  13firatra
Sokajin-teny  14 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16to be luminous.. [1.2]

Fivaditsoratra  17 mamaratry, 18 mamaritra, 19 mamiratra, 20 miramatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12