|
|
|
|

Teny iditra1 mamindra hahy
Singan-teny  2mamindra, 3hahy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5misambo-bola amin' olona mba hanefana trosan' olon-kafa, mba bandoavana volan' olon-kafa nosamborina ihany koa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to borrow money to pay a debt, and thus becoming more involved in debt.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12