|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamindra
Fototeny  2findra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto.
5Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy.
6Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo.
7Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto.
8Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa.
9Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra.
10Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza.
11Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk.. [1.2]
13to move; to walk (esp.
14of a child). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants). [1.8]
Ohatra  16 Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69#]
17 Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :
21 Filaza mandidy :
Voambolana  22 Hetsika
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)25 mamindrà
Fototeny  26findra
Sokajin-teny  27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamindra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  28 mamindrà, mamindra, 29 mindrama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02