|
|
|
|

Teny iditra1 mamelo-maso
Singan-teny  2mamelona, 3maso
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mandimby ny nataon' ireo ray aman-dreny ka mahatonga azy ireo ho feno haja. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12