|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamangy nendra |
| Singan-teny | 2mamangy, 3nendra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5famangiana marary miserana kely dia lasa (tsy mahafaly ny vangiana na ny havan' ny marary izany satria heveriny ho areti-mifindra no mahazo ny marary).
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|