|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamana
Fototeny  2fana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mikotrika atody. [Tambahoaka] [1.78]
5Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka.
6Manafana: Mamana tanana amin' ny afo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to make warm.. [1.2]
8to heat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9chauffer. [1.8, 1.405]
Ohatra  10 Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. [2.470#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15 mamanà
Fototeny  16fana
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mamana, mamanà, 19 mañama, manama

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02