|
|
|
|

Teny iditra1 mamaky betroka
Singan-teny  2mamaky, 3betroka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manao izay hahafolaka ny avonavon' ny olona iray.
6mampangaihay, mahakepoka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7confondre, mettre à découvert le faux, le mal. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12