|
|
|
|

Teny iditra1 mamakitratra
Singan-teny  2mamaky, 3tratra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy ). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7yard. [1.4.fr#860, 1.8]
8une demi-brasse. [1.8, 2.415#6695]
9mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts. [1.8]
10de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement.. [2.415#6695]
Ohatra  11 Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra; [2.366]
12 Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia; [2.366]
13 ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc. [2.69]
Voambolana  14 Toerana
Mpanahaka  15 mamakytratra

Fivaditsoratra  16 mamakitratra, 17 mamaky tratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02