|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 malamakely
Singan-teny  2malama, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza karazana vola farantsa fahizay, dia ilay nisy ny sarin' i Napoléon I. [1.1]
6ny vola Malamakely dia vola frantsay ihany koa tamin' ny andron' i Napoléon: manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. [2.436]
Fanazavàna teny anglisy  7the name of a special kind of five franc piece. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Les piastres frappées à l'effigie de Napoléon 1. [1.3]
9qui est lisse.
10Les pièces de cinq francs à l'effigie de Napoléon I et de la première République française, parce quelles étaient minces et usées et que l'écriture en était effacée. [2.415]
Voambolana  11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (2/3)12 malamakely
Singan-teny  13malama, 14kely
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16nom d'une cotonnade. [1.3]
Voambolana  17 Toe-karena: zaitra

Teny iditra (3/3)18 malama kely
Singan-teny  19malama, 20kely
Sokajin-teny  21 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22zazalahy tsy misy volombava, tsy mbola vaky somotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23imberbe. [1.3]

Fivaditsoratra  24 malamakely, malama kely

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05