|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malaladalaka |
| Fototeny | 2malalaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
4rather wide; fig.
5not very busy, having a convenient time, having a respite, at leisure. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6duplicatif diminutif de malalaka.
[1.3] |
| Ohatra |
7 ny tao anatiny kosa anefa dia malaladalaka ihany, sady voalamadamaka mba hitovitovy tantana ny fanambaniny.
[2.357#]
8 ambany atsimon'i Vatove somary andrefana kely, dia misy tany marina malaladalaka, misy vato vaventy tsirairay ny ilany atsimo. [2.588#] 9 Nony nadeha kelikely, ka efa tokony ho tonga tao afovoan' ny nosy izahay dia nahatsinjo toerana toa malaladalaka noho ny manodidina. [2.471#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|