|
|
|
|

Teny iditra1 maka vava latsaka
Singan-teny  2maka, 3vava, 4latsaka
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6misambotra teny diso na sendra lasa ka manararaotra izany mba hamelezana na hananganana korontana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12