|
|
|
|

Teny iditra1 maka vahana
Singan-teny  2maka, 3vahana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5maka toerana lehibe; tsy mihafihafy; mibahana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 mahavakana, 7 mahavanaka, 8 maka vahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12