|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vahana
Fototeny  2vaha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany.
5alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina.
6esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly.
7tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt. [1.3]
Ohatra  9 Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention) [1.3]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15 vahana
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18les dimensions du corps, des troncs d'arbre. [1.3]
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  20 havana, 21 vahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08