|
|
|
|

Teny iditra1 maka vadin-olona
Singan-teny  2maka, 3vady, 4olona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6manao ny fanaon' ny mpivady amin' ny olon-kafa tsy vadin' ny fana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7To commit adultery. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11