|
|
|
|

Teny iditra1 maka hevitra
Singan-teny  2maka, 3hevitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manao dinidinika amin' olona hahitana izay tokony hatao, manontany (olona) momba izay tokony hatao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6To seek information, or advice; to consider.. [1.2]

Fivaditsoratra  7 mahavetrika, 8 maka hevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12